Entry | 1 tsy ampy ra |
Elementary words | 2 tsy, 3 ampy, 4 ra |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy [1.1] |
Synonyms | 7 kely ra, lany ra |
Anagrams | 8 miparatsy, 9 tampasiry, 10 tsy ampy ra |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |